Fifampiarahaban'ny mpiasan'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ireo fikambanana sy orinasa miara-miasa aminy
Fifampiarahaban'ny mpiasan'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ireo fikambanana sy orinasa miara-miasa aminy

Le Thursday 8 February 2018
Ny alakamisy 8 febroary 2018 no notanterahina teny amin'ny espace Yandy by pass ny fifampiarahaban'ny fianakaviamben'ny Tontolo Iainana. Tamin'izany no nanomezana mari-boninahitra ireo mpiasa rehetra nahafatra-po, ka isan'izany ny mpiasa sasan'ny ANAE araka ny sary eto.