ANAE Madagascar

RY FIKAMBANANA MALAGASY MIASA EO AMIN'NY SEHATRY NY FAMBOLENA SY/NA NY FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA, MAHALIANA ANAO ITY !!!

9 octobre 2026

RY FIKAMBANANA MALAGASY MIASA EO AMIN'NY SEHATRY NY FAMBOLENA SY/NA NY FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA, MAHALIANA ANAO ITY !!!

ANDAO ISIKA HIARAKA HANASOA NY FIRENENTSIKA

Ny ANAE dia manentana antsika mba hisoratra anarana ato amin'ny

Fihaonan'ny fikambanana malagasy hiara-miasa sy hifanampy

Izahay,

Dia liana handray anjara amin'ny fihaonan'ny fikambanana malagasy.

Fanamarinana (anti-robot)

Chargement...

fa hiaraka isika hanasoa ny firenena. Hamaivanina foana ny asan'ny fikambanana malagasy kanefa manana ny traikefa sy ny haitao ilaina amin'ny fampandrosoana ny firenena izy. Andao isika hiaraha-hientana hanatsara ny vokatry ny tsirairay, hifampizara traikefa hahasoa ny asan'ny fikambanana, hanangona ireo toro-hevitra maro hahatsara hatrany ny kalitaon'ny asan'ny fikambanana malagasy any amin'ny toerana iasàny ary hampisongadina ny maha-malagasy mahay ny asany hampandrosoana ny tontolo ambanivohitra sy ny firenena. Raha sahirana amin'ny fifandraisana ny fikambanana misy anao dia antsoy ny 0340892808 hanampy anao. HISY ARAKA IZANY NY FIHAONANA IZAY HANASANA ANTSIKA REHEFA FENO NY ISANTSIKA. ANDAO HIARAKA FA NY AKANGA MARO TSY VAKIN'AMBOA ARY NY HEVITRY NY MARO MAHA-TAKA-DAVITRA MIRARY SOA HO ANTSIKA REHETRA